• Alatsinainy 10 Desambra 2018
Politique.Mamy Ratovomalala “Tena tsy matotra Rajoelina”

Olona akaiky an’i Andry Rajoelina teo aloha ary sady efa minisitry ny harena ankibon'ny tany sy ny solika tamin’ny tetezamita Atoa Mamy Ratovomalala.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Desambra 2018
Politique.Tsy fitandremana ny lalàm-pifidianana Tena mahavoasazy

Samy mikendry ny ho lany avokoa ny kandidà roa hifanadrina amin`ny fihodinana faharoa ny 19 desambra ho avy izao ary hibahan-toerana ny serasera, indrindra amin`izao fotoanan`ny fampielezan-kevitra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Desambra 2018
Politique.Norbert Lala Ratsirahonana Nahatonga ny krizy, hoy i Eliana Bezaza

Anisan’ireo kandida ho filoham-pirenena tamin’iny fihodinana voalohany iny ny natolotry ny antoko politika PSD, Eliana Bezaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Desambra 2018
Politique.Herisetra nandritra ny fifidianana Antananarivo no tena nietraketraka

Maherin`ny 60 ireo antontan-taratasy voarain`ny PEV Madagascar na fandaharan`asa ho amin`ny fametrahana fitoniana sy lavitry ny herisetra mahakasika ny herisetra nandritra ny fifidianana voalohany fihodinana voalohany araka ny tatitra nataony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Desambra 2018
Politique.Fiainam-pirenena Mila olona tena mpitarika ny Malagasy

Maro ireo no mifanontany momba ny fihodinana faharoan`ny fifidianana ho filoham-pirenena amin`ny 19 desambra ho avy izao. Iza no hisalotra ny amboara? Inona no tombony sy mety ho fahalemen`ireo mpifanandrina?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Desambra 2018
Politique.Fifanatrehan’ny kandida Matotra Ravalo, nikoropaka Rajoelina

Ny fanonganam-panjakana no tsy naha afa-bela an’i Madagasikara, ary lasa ohatra ratsy taty Afrika i Madagasikara. Voafidy ara-demokratika in-droa aho, saingy tonga Rajoelina nanongana.

Hamaky ny tohiny
FTT