Politique

Herisetra nandritra ny fifidianana Antananarivo no tena nietraketraka


  • Alatsinainy 10 Desambra 2018

Maherin`ny 60 ireo antontan-taratasy voarain`ny PEV Madagascar na fandaharan`asa ho amin`ny fametrahana fitoniana sy lavitry ny herisetra mahakasika ny herisetra nandritra ny fifidianana voalohany fihodinana voalohany araka ny tatitra nataony.

 

  Tsikaritra fa nisy ny herisetra, indrindra ara-batana toy ny fanimban-javatra, fikasihan-tanana eo amin`ny samy mpomba, hoy ny tompon’andraikitra. Nisy koa ny fihantsiana sy tsy fanajana (fair-play electoral) nandritra ny fiatrehana ny fihodinana voalohany. Ny teto Antananarivo no nahitana tranga maro nisehoana herisetra amin`ny maha toerana be mpifidy azy. Nanaraka azy ihany koa i Fianarantsoa sy Toliara. Teo amin`ny tsy fandriampahalemana nandritra ny androm-pifidianana indray dia i Miandrivazo no anisan`ny nahitana izany. Nanomboka tamin`ny volana martsa no nanao fanaraha-maso amin`ny herisetra sy hetraketraka mifandraika ny fifidianana ny PEV Madagascar.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

Hijery ny tohiny
FTT