- Talata 11 Desambra 2018
Politique.Andry Rajoelina Misy tokoa ve ny IEM sa tsy voafehy ?
Tsy nisy izay tsy nahatsikaritra nandritra ny adihevitra teo amin`i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina ny alahady lasa teo fa zara raha niresaka ny programan`asany ny filohan`ny tetezamita teo aloha.
Hamaky ny tohiny