• Zoma 07 Desambra 2018
Politique.Tsy fitandremana ny lalàm-pifidianana Tena mahavoasazy

Samy mikendry ny ho lany avokoa ny kandidà roa hifanadrina amin`ny fihodinana faharoa ny 19 desambra ho avy izao ary hibahan-toerana ny serasera, indrindra amin`izao fotoanan`ny fampielezan-kevitra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2018
Politique.Fifanatrehan-dRavalomanana sy Rajoelina Hipoitra ny tena marina momba ny 2009 ?

Ny alarobia lasa teo, samy nisantatra ny adihevitra mivantana ataon`ny mpomba azy ireo mandritra ny 45 minitra ireo kandidà hifaninana ho filohan`ny Repoblika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Tena akaiky ny fon’ny tantsaha

Mitombo hatrany ny olona resy lahatra amin’ny kandida Marc Ravalomanana manerana ny lafivalon’ny Nosy, ary maneho fahavononana handrotsa-bato sy hiaro ny safidiny hatramin’ny farany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2018
Politique.Minisitry ny fiarovam-pirenena « Tsy mendrika handalo krizy intsony i Madagasikara »

Natao tetsy amin’ny CEMES Soanierana omaly alakamisy 6 desambra ny lanonam-pamaranana ny fiofanana nandritra ny 4 andro nataon’ireo manamboninahitra avy ao amin’ny tafika izay miompana amin’ny tontolon’ny serasera.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2018
Politique.Andry Rajoelina Voahodidina tsy fahamatoram-poto-kevitra

Miditra tsikelikely amin’ny famaranana ny fifidianana izay ho filoham-pirenen’i Gasikara isika ankehitriny ary efa mandeha ny fampielezan-kevitry ny fihodinana faharoa. Mitohivakana ihany koa ireo fanambaran’ny kandida tsy tafita ho amin’ny dingana faharoa. Ao ireo nisafidy ny tsy hanohana na iza na iza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2018
Politique.Andry Rajoelina Noporofoin’i Dadafara fa mpanongam-panjakana

Mitombina tanteraka ny tenin’ny mpandrindra ankapobeny ny fampielezan-kevitry ny kandida Marc Ravalomanana, fa tsy “statique” ny politika fa “dynamique”,

Hamaky ny tohiny
FTT