- Alatsinainy 10 Desambra 2018
Politique.Fifanatrehan’ny kandida Matotra Ravalo, nikoropaka Rajoelina
Ny fanonganam-panjakana no tsy naha afa-bela an’i Madagasikara, ary lasa ohatra ratsy taty Afrika i Madagasikara. Voafidy ara-demokratika in-droa aho, saingy tonga Rajoelina nanongana.
Hamaky ny tohiny
