• Alarobia 12 Desambra 2018
Politique.Mpivarotra Tsena petite vitesse Misy misandoka ny safidin’izy ireo

Tsy nahafaly ireo mpivarotra maro etsy amin’ny Petite Vitesse ny fanambarana nataon’ny delege iray amina sektera iray ao amin’ity tsena ity afak’omaly nilaza fa manohana ny kandida laharana faha-13 izy rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Desambra 2018
Politique.Diniky ny Samy Malagasy Manohana ny Kandida laharana faha 25

Taorian’ny AG “Fivoriambe” nataon’izy tamin’ny faran’ny volana novambra 2018 teo dia nanapakevitra ny fikambanana DSM “Diniky ny Samy Malagasy” noforonin’ny Pr Paul Rajaonarivelo fony fahavelony ary

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Desambra 2018
Politique.Praiminisitra sy minisitry ny atitany Miketrika mafy hampandany an-dRajoelina ?

Manao tsindry ho an’ireo tompon’andraiki-panjakana (Lehiben’ny faritra, Prefen’ny faritra, Lehiben’ny distrika,…) ny praiminisitra Ntsay Christian sy ny minisitry Atitany sy ny fitsiranjaram-pahefana Tianarivelo Razafimahefa, izay samy MAPAR,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Desambra 2018
Politique.Ny Rado Rafalimanana “Tena mila mifamela ny samy Malagasy”

Niteraka resabe teto amin`ny firenena ny adihevitra nisy tamin`i Marc Ravalomanana, filoham-pirenena teo aloha, sy i Andry Rajoelina, filohan`ny tetezamita teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Desambra 2018
Politique.Jean Nirina HAFARI “Tokony hihaona amin’ny FFKM aloha ireo kandida roa”

Naneho ny heviny mikasika ny fampihaonana voalohany ny kandida Marc Ravalomanana laharana faha-25 sy ny kandida laharana faha-13 tao amin’ny televizionam-panjakana ny Alahady hariva teo ny filoha nasionalin’ny fikambanana Hafari Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Desambra 2018
Politique.Tsy manaiky hampiadiana intsony Hifidy an-dRavalo ny ambany tanàna

Noporofoin’i Marc Ravalomanana kandida faha-25 sy ny vahoaka eny ambany tanàna fa tsy marina ny filazana, fa olona manavakavaka izy ary tsy tia ny vahoaka madinika eny ambany tanàna sy ny olona any amin’ny faritra, araka ny resaka voizin’ny mpampisara-bazana.

Hamaky ny tohiny
FTT