• Talata 05 Febroary 2019
Politique.HVM sy MAPAR Miseho masoandro ny gidragidra

Mafampana ny fifandiran’ny HVM sy ny MAPAR amin’izao, raha dinihina amin’ny zava-niseho tato ho ato. Tsikaritra ho matahotra amin’ny mety hanongotana azy amin’ny toerany ireo loholona HVM miisa 21 notendren’ny filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Febroary 2019
Politique.Filoham-pirenena sady mamoaka hevitra no mitsara Jadona izany, hoy Ratsietison

Ohatry ny mihetsiketsika fotsiny ny fitondrana, hoy ny filohan’ny antoko politika FMI Malagasy, Jean Jacques Ratsietison, raha naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny politika ankapoben’ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Febroary 2019
Politique.Vakivava ireo depiote Feno herisetra i Madagasikara

Tsy an-tanàn-dehibe, tsy ambanivohitra fa mihorohoro ny mponina noho ny fakana an-keriny, ny fanafihana mitam-piadiana, ny faty olona hita mitsirara etsy sy eroa, tahaka ilay tetsy Masay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Febroary 2019
Politique.Rava ny antenimieram-pirenena Misy kajy maloto ny fifidianana depiote…

Tapitra tanteraka anio talata 5 febroary amin’ny 12 ora alina ny fe-potoam-piasan’ireo solombavambahoaka mandrafitra ny antenimieram-pirenena voafidy nandritra ny fifidianana natao ny 20 desambra 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2019
Politique.Fifidianana solombavambahoaka Hotanterahana amin’ny 27 mey 2019

Namoaka ny tetiandrom-pifidianana tamin`ny alalan`ny didy hitsivolana lah. 2019-56 ny avy eo anivon`ny primatiora izay miantso ny olom-pirenena ho tonga handatsa-bato amin`ny fifidianana solombavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2019
Politique.CENI sy ny HCC Lasa fitaovan`olom-bitsy ve ?

Tsy mamparisika ny olom-pirenena manana zo hifidy loatra ny fanamarinana na ao anaty lisi-pifidianana 4 na tsia satria maro no mihevitra fa na iza na iza lany eo dia tsy voahaja ny safidiny.

Hamaky ny tohiny
FTT