• Zoma 08 Febroary 2019
Politique.Olom-pirenena Mila mahay misafidy tsara izay ho solombavambahoakany

Naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Febroary 2019
Politique.10 taona anio ny raharaha 7 febroary Tompon’antoka tsy afa-miala Rajoelina

Feno 10 taona katroka anio ny raharaha 7 febroary 2009, nisian’ny ra mandriaka teny amin’ny Ambohitsorohitra rehefa nomen’i Andry Rajoelina sy ny ekipany toromarika hanani-dapa ny olona teo amin’ny 13 mey

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Febroary 2019
Politique.Loza sy ny Fitondrana Rajoelina Miteraka adihevitra tsy mety vita

Nanjelanjelatra sy namirapiratra ny fampielezan-kevitr’i Andry Rajoelina na nialoha na ara-potoana. Toy izany koa tany amin’ny fifidianana, ny valiny, fanisam-bato hatramin’ny fianianana tetsy Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Politique.Rivo Rakotovao Misy mikasa hanongana ?

Miahiahy amin’ny hoaviny ireo loholona raha nikasa hanongana ny filohan`ny Antenimierandoholona sy ny birao maharitra omaly hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Politique.Krizy tampoka mahazo ny firenena Fanina tanteraka ny fitondrana

Nafampana ny raharaham-pirenena nialoha ny nilazan’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny 8 janoary fa i Andry Rajoelina no lany ho filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Politique.Fahefana nomena ny filoham-pirenena Tsy tokony hajanona ela, hoy ny mpitsara iraisampirenena

Tsy ara-dalàna ary mifanohitra amin’ny lalàmpanorenana raha io fahefany io no hametrahany governora, hoy ny mpitsara iraisampirenena, Arlette Ramaroson, raha nanontaniana ny heviny mikasika ny fahefana nomena ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, izay sady ho mpanao lalàna no mpanatanteraka.

Hamaky ny tohiny
FTT