• Alarobia 06 Febroary 2019
Politique.Fahatsiarovana ratsy tamin’ny naha depiote Ny voina nanjo ny mpiara-mitolona, hoy ny depiote Rasoanoromalala

Amin’ny maha solombavambahoaka ny tena, hoy ny depiote voafidy tao amin’ny boriborintany faha-6, Horace Rasoanoromalala, dia saika isan’andro nandray fitarainana avy amin’ny vahoaka tao an-tokantrano foana tao anatin’izay 5 taona izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Politique.Fitondrana Rajoelina Mila tairina vao mihetsika

Tsy fahamatorana ve sa mbola variana amin’ny zavatra hafa ? Hita ho miandry tairina foana tato ho ato ny fitondrana Rajoelina vao mandray fepetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Politique.Olon’ny HVM Manahy mafy ny valifaty politika…

Mihorohoro ireo mpanao afera manana dosie nandritra ny fitondrana HVM fa dia ho avy amin’ny angady sy ny harona ny fitondrana IEM. Nisantatra izany i Hugues Ratsiferana izay nampidirina am-ponja vonjimaika any Antanimora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Politique.Politika ankapoben’ny fanjakana Tsy azo ihodivirana ny fitrosana

Tsy azo avela ireo mpamatsy vola mahazatra, hoy ny tale jeneralin’ny fampianarana ambony ampitain-davitra CNTEMAD (Centre National de Télé-Enseignement de MADagascar) Dokotera Djohary Andrianambinina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Febroary 2019
Politique.Vita iny ny dimy taona Ahoana ny hevitr’ireo depiote

Tapitra omaly talata 5 febroary ny fotoam-piasan’ireo depiote 151 niasa nandritra ny 5 taona. Maro ny fanehoan-kevitra ary saika niraisan’izy ireo ny ezaka tsy maintsy ho tohizana sy ny korontana niainana teny amin’ny antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Febroary 2019
Politique.Politika ankapoben’ny fanjakana Tsy mazava ny loharanom-bola

Natolotry omaly alatsinainy 04 febroary tetsy amin’ny Antenimieram-pirenena ny politika ankapobeny hitondran’ny fanjakana ny firenena (PGE).

Hamaky ny tohiny
FTT