• Sabotsy 02 Febroary 2019
Politique.Fitantanana ny firenena Ho avy indray ny fifanaraham-piaraha-miasa hafahafa ?

Ahiana ao anatin’izao fananan’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina fahefana feno hanao lalàna izao no hisian’ny fanararaotana, toy ny fifanarahana avo lenta sy resaka famarotana tanindrazana an-kolaka na mivantana,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Febroary 2019
Politique.Depiote Charles Andriamahefa « Mbola hirotsaka aho ! »

Ny 5 febroary izao no hifarana ny fotoam-piasan’ireo solombavambahoaka eny Tsimbazaza. Lany tamin’ny alalan’ny depiote miisa 96 amin’ny 101 koa moa iny omaly iny ny tolo-dalàna manome fahefana ny filoham-pirenena aorian’io daty io mandritry ny fahabangan-toerana eny anivon’ny parlemanta eny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Febroary 2019
Politique.Andry Rajoelina Nomen’ny depiote fahefana tsy refesi-mandidy

Lany tamin’ny alalan’ny tsangan-tanana tetsy amin’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza ny lalàna fehizoro manome fahefana ny filoham-pirenena hanao lalàna noho ny ho fahabangan-toeran’ity andrim-panjakana ity aorian’ny 5 febroary hahataperan’ny fe-potoam-piasany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Febroary 2019
Politique.Depiote Félix Randriamandimbisoa Tsy misy fifandanjam-pahefana intsony eto

Tsy nandany iny lalàna manome fahefana feno ny filoha iny ny antoko Tiako i Madagasikara na lany teny amin’ny antenimieram-pirenena aza.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Febroary 2019
Politique.Fanambaram-pananan’ireo mpitondra Tokony hatao hitan`ny vahoaka

Araka ny baiko nomen`ny filoham-pirenena, omaly tamin`ny 9 ora maraina no nanao fanambaram-pananana ny praiminisitra Ntsay Christian sy ny mpikambana eo anivon`ny governemanta tarihany, teo anivon`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Janoary 2019
Politique.Antenimieram-pirenena Hiakatra ny maripana …

Nanomboka omaly alarobia 30 janoary tamin`ny fomba ofisialy ny fivoriana tsy ara-potoana voalohany teo anivon`ny`parlemantera roa tonta.

Hamaky ny tohiny
FTT