• Alatsinainy 04 Febroary 2019
Politique.Minisitry ny Atitany Nahavita “mission” indray

Nametraka ny dian-tanany sahady ny minisitry ny atitany, Tianarivelo Razafimandimby, taorian`ny nanendrena azy indray ho mpikambana ao anatin’ny governemanta Ntsay. Vita ny adidiny tamin`ny fampandaniana ireo volavolan-dalàna mahakasika ny fifidianana solombavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2019
Politique.Politika ankapoben’ny fanjakana Ny fampiharana sisa andrasana

Nivoaka iny ny fampahafantarana amin’ny fomba ofisialy ny politika ankapobeny entin’izao fitondrana izao manatanteraka ny praograman’asany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2019
Politique.Andriantsizehena Benja Urbain “Mila fandaminana lehibe ny fizarana ny faritra”

Nandritra ny lahateniny tamin`ny fianianany tetsy Mahamasina, nilaza ny filoham-pirenena fa hisy ny fanovana rafitra hanakaiky kokoa ny vahoaka. Tsy ho 22 intsony ny isan`ny faritra fa ho 23 hotantanin`ireo governora.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2019
Politique.Rantsan’ny CENI ao Ambatondrazaka Tafatsangana ny tranobe mitentina 200 tapitrisa

Trano lehibe ahitana efitra enina mintena 200 tapitrisa ariary no fotodrafitrasa voalohany vitan’ny CENI tao anatin'izay taona nijoroany izay. Ahitana efitrano fiasana ny CED sy ny CER ary ny CIR izy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Febroary 2019
Politique.Fanavaozana ny lisi-pifidianana Betsaka misoratra anarana eny amin’ny fokontany

Nifarana ny 31 janoary lasa teo rehefa nanomboka ny 15 janoary ny andiany faharoa tamin’ny fandefasan’ny komitim-pirenena misahana ny fifidianana ilay boky hoenti-manavao ny lisi-pifidianana haparitaka eny anivon’ny fokontany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Febroary 2019
Politique.Fitondrana sy ny tetikasa IEM Nokianin’ny fikambanana GPCM mafy

Manara-maso tanteraka ny teboka 13 napetraky ny K13 tamin’ny fampielezan-kevitra ny GPCM (Goupement des jeunes Patriotes pour les Changements de Madagascar), hoy i Njaka Andriantsoa,

Hamaky ny tohiny
FTT