- Zoma 08 Febroary 2019
Politique.Fanjakana Rajoelina Tena kinga amin’ny fakana fananan’olona ?
Manomboka mihetraketraka ny fanjakana Rajoelina. Raha ny fampitam-baovao avy any Antsiranana dia raikitra ny fandrefirefesana ny tanin’ny orinasa Tiko any Arasara any Antsiranana any.
Hamaky ny tohiny
