• Alatsinainy 11 Febroary 2019
Politique.Vondrona Afrikanina Mieritreritra hanavao ny rafi-pitantanana

Nanomboka omaly alahady 10 febroary 2019 any Addis Abeba Etiopia ary mifarana anio ny fihaonambe faha-32 ho an’ny Vondrona Afrikanina, ka mitarika ny delegasionina Malagasy any an-toerana ny filoha ankehitriny Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Febroary 2019
Politique.Fanakianana an-dRajoelina Manomboka ny fanagadrana

Raikitra ny fanagadrana ireo olona manaratsy na manakiana ny filoha ankehitriny Andry Rajoelina, ka olona mpivady no indray nidoboka vonjimaika eny Antanimora ny herinandro teo. Fampiharana ny lalàna mikasika ny heloka amin’ny “internet” sy ny tambajotran-tserasera na ny “cybercriminalité” no antony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Febroary 2019
Politique.Fampihavanana ny mpanao politika Fandaniam-potoana fotsiny, hoy i Dany Rakotoson

Mbola misy 4 taona vao hifarana ny taom-piasan’ilay komitin’ny fampihavanana Malagasy na ny CFM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Febroary 2019
Politique.Mponin’Ampitatafika Vaovao Mazoto mijery anarana ao anaty lisi-pifidianana

Afaka dimy andro ny famaranana vonjimaika ny fanavaozana lisi-pifidianana. Raha ny tatitra avy amin`ny CENI, tsy mahafa-po ny taham-pitomboan` ny olom-pirenena voasoratra ao anatin`ny lisi-pifidianana satria 1,25% ny salan`isa hita eto Antananarivo Renivohitra ary 0,23% kosa izany manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Febroary 2019
Politique.Fanjakana Rajoelina Mipoerapoera amin’ny asa vitan’ny hafa

Tapa-bolana mahery izay no nitantanan’ny fanjakana Rajoelina ny firenena, ary tsy mbola ampy hitsarana azy izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Febroary 2019
Politique.Randrianasolo Jean Nicolas Hanohana an-dRajaonarimampiana hatrany

Anisan’ireo tapa-kevitra ny hanova tanteraka ny tontolo politika misy eto amintsika manomboka izao ny tenako, hoy ny solombavambahoaka teo aloha voafidy tany Betroka,

Hamaky ny tohiny
FTT