• Alarobia 13 Febroary 2019
Politique.Kofona Rajoelina sy ny IEM Mandadilady amin’ny mpamatsy vola

Nandritra ny fihaonana tany Addis Abeba, dia nangataka ny filoha Rajoelina mba hampitomboina avo 5 heny na 10 heny mihitsy aza ny fanampian’ny banky Afrikanina momba ny fampandrosoana (BAD),

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Febroary 2019
Politique.Fanentanana momba ny fifidianana Izao vao mamovokovoka ny CENI

Namory ireo sefo fokontany teto Antananarivo sy ny manodidina ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) momba ireo izay tsara ho fantatra sy tandremana ao anatin`ny fanatanterahina fifidianana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Febroary 2019
Politique.Resaka fanonganana an-dRakotovao Kajikajy politika, hoy ny loholona Amido

Resaka nampisafotofoto teo anivon’ny antenimierandoholona hatramin’ny herinandro teo ny resaka fanonganana ny filohan’ity andrim-panjakana etsy Anosy ity, Rivo Rakotovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Febroary 2019
Politique.Tabera Randriamanantsoa “Tsy maintsy ho lany ny kandida miisa 20 halatsakay ”

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny avy eo anivon’ny antoko politika Kintana tarihin’ny filohany, Tabera Randriamanantsoa, manoloana ny fidangan’ny vola tsy maintsy aloa raha te hilatsaka ho solombavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Febroary 2019
Politique.Tany tan-dalàna Mijanona ho teny filamatra fotsiny

Tsy misy fanjakana tan-dalàna mipetraka fa fikatsahana fanjakana tany tan-dalàna no tena misy manerana izao tontolo izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Febroary 2019
Politique.Demokrasia eto Madagasikara Tena miha tery

Manoloana ny toe-draharaha politika ankehitriny dia nivoaka tamin’ny fahanginany ny antoko politika DHD na dina maha olona sy demokrasia eto Madagasikara, tamin’ny alalan’ny filohany Harinaivo Rasamoelina.

Hamaky ny tohiny
FTT