Politique

Randrianasolo Jean Nicolas Hanohana an-dRajaonarimampiana hatrany


  • Zoma 08 Febroary 2019

Anisan’ireo tapa-kevitra ny hanova tanteraka ny tontolo politika misy eto amintsika manomboka izao ny tenako, hoy ny solombavambahoaka teo aloha voafidy tany Betroka,

 

 

 Randrianasolo Jean Nicolas, tafaresaka tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny lapan’i Tsimbazaza ny talata 05 febroary teo. Na dia resy teo amin’ny fifidianana aza ny olona notohanako, ny kandida Rajaonarimampianina Hery, dia tsy hiova fitana intsony ny tenako fa hijanona hatrany amin’ny fanohanana an’ity filoha teo aloha ity, hoy izy. Be ny zava-bitany tany amin’ny distrika misy ahy ka tsy hohadinoiko sy ny vahoakan’i Betroka. Manambara etoana anefa aho fa hirotsaka amin’ny anaran’ny GJMP « Groupement des Jeunes Malagasy Patriotiques » tarihako na amin’ny anaran’ny « Plateforme » hisy azy mety hitsangana atsy ho atsy ». Hotohizana hatrany ny fanaovana asa soa any Betroka fanaoko hatrizay naha-solombavambahoaka ahy izay noho ny fiaraha-miasa amin’ny mpiara-miombon’antoka namana avy any ivelany. Hatolotra an’ireo kaominina 12 efa voalaza teo aloha mialoha ny 27 martsa ho avy izao ohatra, hoy izy, ireo omby 6 avy nampanantenaiko fa homena an’ireo kaominina ireo.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT