• Zoma 15 Febroary 2019
Politique.Anto-bola amin`ny fifidianana depiote Mavesatra ho an`ny antoko sasany

Miteraka adihevitra taorian`ny famoahan`ny CENI ny tetiandrom-pifidianana ny fampiakarana ny vola alaina amin`ny kandidà ho solombavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Febroary 2019
Politique.Mbola Rajaonah Nadoboka eny Tsiafahy

Naiditra vonjimaika eny amin’ny Fonjan’i Tsiafahy ny mpandraharaha Mbola Joseph Rajaonah, taorian’ny fakana am-bavany azy teny amin’ny PAC (Poles Anti-Corruption) na ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly etsy 67 Ha omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Febroary 2019
Politique.Mahafaly Solonandrasana Lasa any Frantsa ?

Nitohivakana nanomboka ny talata teo ny fisamborana ireo voasaringotra rehetra tanatina raharaha fanondranana harem-pirenena, indrindra ny andramena tao anatin’ny fitondrana tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Febroary 2019
Politique.Andry Rajoelina Te hanadio tena eo imason`izao tontolo izao

Fanadiovan-tena. Mazava ny resaka fa te-ho filoham-pirenena hadio i Andry Rajoelina. Niniana tsy nolazaina avokoa anefa ireo tranga tena niteraka ny krizy politika teto amintsika, indrindra fa ny fahapotehan’ny toekarena, izay nampiaiky volana ny maro fa tena ho sarotra ny hanarina azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Febroary 2019
Politique.Ramanana René Angatahin’ny “FCA Avaradrano” ho kandida depiote

Mpanao politika avy eny amin’iny faritra Avaradrano iny Atoa Ramanana René. Nangataka ny hiverenany hirotsaka ho kandida depioten’i Madagasikara hofidiana eny amin’ny distrikan’Antananarivo Avaradrano ny Klioba mpilalao baolina kitra “FCA Avaradrano”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Febroary 2019
Politique.Jean Nirina HAFARI Vonona ho kandida solombavambahoaka

Vonona ary tsy matahotra ny hirotsaka hofidiana ho solombavam-bahoaka ao amin’ny Boriborintany fahefatra Rafanomezantsoa Jean Nirina, filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT