• Alatsinainy 11 Martsa 2019
Politique.Tanà Shooters BasketBall Nahatontosa fambolen-kazo andiany faha-3

Ankizy mpianatra basikety avy ao amin’ny Tanà Shooters BasketBall niaraka tamin’ireo “Coach” ao aminy sy ray aman-dreny vitsivitsy no nanatanteraka ny fambolen-kazo 2019 teny Mahajija ambanin’Anosivola eny Mahitsy tamin’ny sabotsy 09 martsa 2019 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Politique.Mialy Rajoelina Raikitra ny ketrika Ethanol

Mirefy 1946m2 ny velaran’ny orinasa famokarana angovo Ethanol hajoro any Ambilobe. Napetrak’i Mialy Rajoelina Vadin’ny Filoha ankehitriny, filohan’ny Fikambanana Fitia sady filohan’ny PAESFA (Pan African Ethanol and Stoves).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Politique.Boriborintany faharoa Kandida tsy miankina no nandrotsaka dosie voalohany

Ny kandida ho depiote, Jean Navandahy Ratiharison, izay kandida tsy miankina tohanan’ny fikambanana Za’Gasy sahy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Politique.Politika eto Madagasikara Lalao maloton’ny mpanam-bola sy ny mahitahita

Mihisatra ny fanolorana anarana depiote avy amin`ireo antoko politika. Ny paikady ve no mahatonga izany? Amin’izao ankatoky ny fifidianana depiote izao, tsara ny mijery ny etika sy ny fanaovana politika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Politique.Fanolorana anarana depiote Miditra an-tsehatra mihitsy ny filoham-pirenena

Manomana fatratra ny fifidianana solombavambahoaka ny antoko politika lehibe amin`izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Martsa 2019
Politique.Kandida ho depiote manerana ny nosy Marisarisa ny fametrahana dosie

Hatramin’ny alarobia 6 martsa teo dia 18 monja ireo kandida ho depiote efa nametraka ny dosie ho filatsahan-kofidiany. Miampy ny an’ilay iray tao amin’ny boriborintany faharoa omaly izany dia 19 hatreto.

Hamaky ny tohiny
FTT