• Alarobia 06 Martsa 2019
Politique.Fitondrana ny firenena Ny praiminisitra no tompon’ny baolina

Mpiasa am-polony taona maro tao anatin’ny rafitra iraisam-pirenena momba ny asa na ny OIT ny praiminisitra ankehitriny. Olon’ny sehatra iraisam-pirenena izy ary mety atokisan’ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola na ny PTF,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Martsa 2019
Politique.Fifidianana depiote Hivoaka amin’ny 19 martsa ny lisitry ny kandida

Ao anatin`ny fanomanana tanteraka ny fizotry ny fifidianana solombavambahoaka ny CENI Madagascar amin`izao. Niely ny feo fa hahemotra ny tetiandro fanaterana antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho depiote.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Martsa 2019
Politique.Fitondrana Rajoelina Tsy afa-miala amin’ny mpamatsy vola mahazatra

Nandray masoivoho maromaro ny filoham-pirenena Malagasy Andry Rajoelina omaly, dia ny masoivoho Amerikanina Michael Peter Pelletier,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Martsa 2019
Politique.Fikarakarana fifidianana Mampiahiahy sahady

Nampahafantarin’ny avy eo anivon’ny vaomiera misahana ny fifidianana na ny CENI tetsy amin’ny biraony etsy Nanisana omaly fa miverina misokatra indray mandritry ny 20 andro ny lisi-pifidianana ahafahan’ireo mpifidy voasoratra anarana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Martsa 2019
Politique.Fifidianana solombavambahoaka Hifaninana ihany koa ny IFI

Vovonana vao nijoro tamin’ny volana septambra taona 2018 lasa teo ny IFI tarihin- dRamanambintana Richard. Miisa 14 ireo fikambanana nivondrona tao anatiny teny am-piandohana ary efa mahatratra 500.000 ny mpikambana rehetra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Martsa 2019
Politique.Fahalalana maneho hevitra Mihemotra ny demokrasia eto Madagasikara

Mihemotra ve ny fahalana maneho hevitra? Mihemotra ny demokrasia? Misy ny tranga eto amin’ ny- firenena azo heverina fa misy rariny amin’ ny zava takiana sy tiana hatao.

Hamaky ny tohiny
FTT