- Talata 12 Martsa 2019
Politique.Malagasy mpifidy Mbola ho voavidin’ny tolotolotra ihany ve ?
Manakaiky ity ny fotoam-pifidianana izay ho solombavambahoaka ka mipetraka ary ny fanontaniana hoe: Iza no hofidiana? Olona tahaka ny ahoana no tokony ho mpitondra firenena ? “olona ambony” no niantsoan` ireo filozofa Confucius, Platon ary Gulen, an` ireo olombelona lafatra
Hamaky ny tohiny