• Alatsinainy 11 Martsa 2019
Politique.Mpandraharaha Maro no te ho depiote

Iray andro sisa dia hikatona ny fe-potoana ahafahana manatitra ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana amin`ny fifidianana solombavambahoaka manerana an`I Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Martsa 2019
Politique.Marc Ravalomanana Ho avy masiaka amin’izay

Nanomboka hita sy niseho vahoaka indray i Marc Ravalomanana ny 8 martsa lasa teo, rehefa tsy dia tazana firy taorian’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Martsa 2019
Politique.Andry Rajoelina any Maorisy Mitalaho famatsiam-bola ho an’ny IEM

Nigadona tany Maorisy omaly alahady i Andry Rajoelina mivady sy ny delegasionina tarihiny, ka ny Praiminisitra Maorisianina Pravind Jugnauth mivady no nitarika ny delegasionina nitsena azy ireo teo am-pahatongavana tao amin’ny seranam-piaramanidina Sir Seewoosagur Ramgoolam.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Martsa 2019
Politique.Solombavambahoakan’i Tana V Hanao poa-droa no fanambin’ny TIM

Tafapetraka soa aman-tsara ny sabotsy teo ny antontan-taratasy. Dingana voalohany no vita fa mbola hisy ny fivoriana isan’ambaratongany hoenti-manomana ny hoavy ary mbola ao anatin’ny tsiambaratelon’ny antoko aloha hatreto,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Martsa 2019
Politique.TIM Boriborintany faha-6 Miomana fatratra amin’ny fifidianana

Lanonam-be ny teny Espace Sansas Ambodihady Ambohimanarina, nisian’ny fifampiarahabana teo amin'ny TIM Boriborintany faha-6 sy ny vahoaka ho firaisankinan’Ambohimanarina sy Antehiroka "Enin-dray, enin-dreny" ary fisaorana azy ireo noho ny ezaka vita sy ho fiomanana amin'ny dingana manaraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Martsa 2019
Politique.Fanorenana ifotony ny lalàna Antony hilatsahana depiote, hoy ny FMDD

Tsy maintsy mirona any amin’ny resaka solombavambahoaka amin’izao fotoana izao, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Faneva de Madagascar pour le Developement et la Démocratie (FMDD) tarihin’ny filohany, Rochel Rafanomezantsoa.

Hamaky ny tohiny
FTT