- Talata 05 Martsa 2019
Politique.Lisi-pifidianana Manentana hatrany ireo sefom-pokontany
Taorian`ny fikatonan’ny lisi-pifidianana vonjimaika teny anivon`ny CENI dia efa tafaverina eny amin`ny fokontany ireo lisi-pifidianana.
Hamaky ny tohinyTaorian`ny fikatonan’ny lisi-pifidianana vonjimaika teny anivon`ny CENI dia efa tafaverina eny amin`ny fokontany ireo lisi-pifidianana.
Hamaky ny tohinyNatao resaka foana ny vadin’ny filoha teo aloha Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina hatramin’izay ka isan’ny asesika hatramin’izao ny hoe: nankaiza i Voahangy? Vao tsy ela no natao lohateny goavana tamina fampahalalam-baovao aza ny karazana kisarisary toa manompa sy maneso ny filoha teo aloha.
Hamaky ny tohinyNivoaka ny naoty manendry vonjimaika ireo tompon’andraikitra ambony hisahana ny fampiodinan-draharaha eny anivon’ny faritra, taorian’ny didim-panjakana 2019-155 nivoaka ny 20 febroary lasa teo nanafoanana ny fanendrena ireo lehiben’ny faritra; karazana ekipa manokana ny fahitana azy ireto.
Hamaky ny tohinyMbola manomana sy ao anaty fifantenana kandidà harotsaka ihany koa ny ankamaroan`ny antoko politika izay saika nivondrona ao anaty vovonana ny ankamaroany.
Hamaky ny tohinyTapitra mimenomenona ny rehetra. Tsy mbola tao anatin`ny tantara ka ao anatin’ iray volana nitondran’ ny filoham-pirenena iray, betsaka no tsikera mivoaka amin’ ny firenena. Tsy ny vahoaka ihany fa ao ny mpianatra, ny mpitandro filaminana, ny fiarahamonim-pirenena, ny diosezy….
Hamaky ny tohinyHo rakotra ala i Madagasikara. Io no teny filamatry ny taom-pambolen-kazo 2019-2020 nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tany Analameva-Antsirinala Moramanga ao amin’ny tanin’ny Fanalamanga ny sabotsy 2 martsa teo.
Hamaky ny tohiny