• Alarobia 13 Martsa 2019
Politique.Toamasina I 7 ireo kandida depiote

Omaly talata 12 martsa daty farany fara-fametrahana filatsahan-kofidiana vao nametraka ny filatsahan-kofidiany ny K25-TIM misy an’Atoa Jean Claude Rakotonirina sy Atoa Randrianiarifera Malalaniaina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Martsa 2019
Politique.Sarah Zoe Ravaonirina Miantso famondronan-kery ho an’ny TIM.K25

y voatery mahazo seza na toerana vao afaka mandray andraikitra eto amin’ny firenena, hoy Rtoa Sarah Zoe Ravaonirina Filohan’ny Vondron’Olon-Tsotra na ny VOT. Tsy mila tambiny ny fanaovana asa soa ho an’ny VOT, izy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Martsa 2019
Politique.Antenimieram-pirenena Ho lasa fialokalofan’ireo be dosie ?

Ny tena mahasarika ny sain` ny mpanara-baovao momba ny fifidianana depiote hatreto dia ny anaran’ireo kandidà manohana ny Filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Martsa 2019
Politique.Brigitte Rasamoelina “Mila mitaiza ny tanora sy ny vehivavy ny mpanao politika”

Nanatanteraka famelabelaran-kevitra sy fampianarana narahina fanontaniana ho an’ny tanora ny teo anivon’ny fikambanana FIFITAMA sy Kintan’ny Gasikara teny amin’ny centre Universitaire jésuite d’Ambohidempona ny Loholona Brigitte Rasamoelina sy ireo mpiara-miasa aminy ny sabotsy 09 martsa 2019 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Martsa 2019
Politique.Raharam-panjakana sy akamakama Mifangaro sahady…

Tsy tao anatin’ny fampitam-baovao ofisialy naparitaky ny fiadidiana ny repoblika momba ireo delegasionina miaraka amin’ny filoham-pirenena manao fitsidihana ofisialy any Maorisy nanomboka nyalahady teo ny anaran’ilay mpandraharaha mpanefoefo Mamy Ravatomanga;

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Martsa 2019
Politique.Tabera Randriamanantsoa « Mainty ny ho avin’i Madagasikara. »

Raha izao no mitohy, hoy ny mpanao politika, Tabera Randriamanantsoa, dia tsy hisy mpandraharaha malagasy intsony ankoatry ny mpitondra eto. Enjehina daholo ny mpandraharaha malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT