• Alatsinainy 01 Aprily 2019
Politique.TIMK25 Avaradrano Hahazo depiote roa no fanamby

Nisy ny toromarika nomena teo anatrehan’ny tsy fitovian-kevitra nampifanolana ireo lohandohan’ny mpisorona ao anatin’ny Antoko Tiako I Madagasikara Avaradrano

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aprily 2019
Politique.Tsy fitanilana amin’ny antokom-pivavahana Lasa adihevitra indray ny fihetsiky ny Filoha

Resabe teto amin’ny tany sy ny fanjakana ny fanilihana ny resa-pivavahana sy finoana nandritra ny fianianan’ny filoha ankehitriny ny 19 janoary 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aprily 2019
Politique.Andry Rajoelina Ny olony ihany no hisompatra azy…

Tsy araka ny hafainganam-pandehan`ny lamasinina TGV ny fandehan`ny fanendrena mpiasam-panjakana ambony toy ny sekretera jeneraly, tale jeneraly, tale maro samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aprily 2019
Politique.Ramboasalama Emilien Efa nanompo, ary mbola hanompo tanindrazana

Natolotra tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny Espace Mahatazana eny Fort Voiron ny sabotsy 30 martsa lasa teo ny kandidan’ny TIMK25 ao amin’ny Boriborintany faha-4,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aprily 2019
Politique.Propagandy an-kolaka Mampatsiahy ny lalàna ny HCC

Nampatsiahy ireo daty voatondron`ny lalàna hanombohana ny fampielezan-kevitra mifandray amin`ny fifidianana solombavambahoaka ny teo anivon`ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aprily 2019
Politique.Tsy miankina milatsaka depiote Tohina tolona io, hoy Andoniaina Yani Andrianasolo

Anisan’ireo kandida ho depiote tsy miankina amina antoko na vondrona politika hilatsaka ao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo ihany koa ny mpikamban’ny VTTM tarihin’ny filohany, Arlette Ramaroson i Andoniaina Yani Andrianasolo.

Hamaky ny tohiny
FTT