• Talata 02 Aprily 2019
Politique.Raharimanarivo Voahangy “Tombony ho ahy ny traikefa ananako”

“Tia mandray andraikitra sy manampy ny mpiarabelona aho, tsy mba mihemotra manoloana ny sarotra. Efa toetrako izany”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2019
Politique.Fifidianana solombavambahoaka Hafa ihany ireo kandida voafehin’ny antoko, hoy ny VOT

Naneho ny heviny mikasika ny fifidianana solombavambahoaka hotanterahina amin’ny volana mey ho avy io ny Vondron’Olon-Tsotra ( VOT), tarihin-dRtoa Sarah Zoe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2019
Politique.Marc Ramiaranjatovo “Tokony hijanona ho tsy miankina ny depiote”

“Raha te handroso isika dia tokony hanana solombavambahoaka matihanina. Tokony ho depiote manampahaizana sy nianatra”, hoy i Marc Ramiaranjatovo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2019
Politique.Rajoelina any Sénégal Midoka ny hafa sisa fa tsy misy hapoaka…

Any Sénégal nanomboka ny alahady 31 martsa teo ny filoham-pirenena ankehitriny, izay notsenain’ny filohany Macky Sall mivady teo am-pahatongavana teo amin’ny seranam-piaramanidina Leopold Sédar Senghor ao Dakar.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2019
Politique.Fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana Mitarika fanafoanana ny vato

Nitondra fanazavana mahakasika ny fampielezan-kevitra ny filoha lefitry ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana, Thierry Rakotonarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2019
Politique.Antoko politika Natiora “Aleo ny politika ho an’ny mpanao politika.”

Ho avy ny fifidianana solombavambahoaka ka dia mahitsy aho miteny, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari – Ni – Rencho, fa tsy mandeha amin’izay izy ny fandehany.

Hamaky ny tohiny
FTT