• Zoma 05 Aprily 2019
Politique.Fanendrena ireo ambasadaoro Maninona no mitarazoka ?

Maninona no mihitsoka be tahaka izao ny fanendrena ireo masoivoho ambiny, ankoatr’ireo efa natao ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2019
Politique.Kandida Hery Manankasina Nanao fianianana sahady

Omaly vao nanambara ny maha kandida ho depiote ao amin’ny boriborintany voalohany azy ny kandida tsy miankina laharana fahatelo, Hery Manankasina sy ny ekipany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2019
Politique.Mahantra loatra i Betioky Atsimo Hitondra vahaolana aho, hoy ny kandida Hery Jacques

Mahantra ny vahoakan’i Betioky Atsimo ary tena kere ny olona. Lainga ny filazan’ny olona sasany fa mamiratra i Betioky, hoy Ramanjakamiadana Hery Jacques kandida solombavambahoaka atolotry ny antoko Tiako I Madagasikara any amin’ity distrika ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2019
Politique.Marc Ravalomanana “Ny tombotsoa iombonana no katsahana”

Mialoha ny andraisan’ireo depiote ny andraikiny dia hofanina ho matihanina amin’ny politika ireo kandidan’ny TIMK25, mba tsy ho depiote tsangan’olona sy mpikatsaka tombontsoa manokana fa tena hikatsaka ny soa iombonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2019
Politique.Fampandrosoana tandrametaka Ho vonoina amin’ny vary mora ireo tantsaha ?

Ny famaritana ny dikan’ny fandrosoana sy fampandrosoana angamba no samihafa ny fomba fijerin’ny isam-batan’olona an’io eto amintsika satria samy manana ny hiheverany azy na ny mpitondra na ny entina na mahantra na manan-katao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aprily 2019
Politique.Marc Ravalomanana Mandeha ny fanilo miampita

Nohamafisin’ny filoha nasionalin’ny Antoko Tiako I Madagasikara Marc Ravalomanana ny faran’ny herinandro teo, fa tanjon’ny TIMK25 ny hamerenana indray ny hasin’izany hoe antenimieram-pirenena izany.

Hamaky ny tohiny
FTT