- Alarobia 27 Martsa 2019
Politique.Kandida depiote atidohana kidnapping Nomena fahafahana vonjimaika i Hajanirina
Nomen’ny Fitsarana Ambony Toamasina fahafahana vonjimaika i Manantena Hajanirina Dina izay voarohirohy noho ny fakana an-keriny. Nanao fanakanana ny fampanoavana amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany any an-toerana, saingy tsy afa-nanoatra.
Hamaky ny tohiny