• Alakamisy 28 Martsa 2019
Politique.Andry Rajoelina Tena tsy mahafehy firenena

Nisy taratasy niparitaka teny amin’ny faritr’Antehiroka omaly fa ho avy hanafika ny dahalo, nihorohoro ny mponina teny Mamamba, Amparoratra sy Ambohijanahary Antehiroka nahare azy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Martsa 2019
Politique.Fiarahana kandida sy ny filoham-pirenena Vato mandondona an-dRajoelina

Miteraka resabe amin’izao ny fisiana vondrona politika mandrotsaka kandida ho depiote mampiasa ny anaran’ny filoham-pirenena ankehitriny, Andry Rajoelina, ao anatin’ilay vondrona entina hampandaniana ny kandidan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2019
Politique.Pety Rakotoniaina Hanorim-ponenana any am-ponja ?

Naverina teny am-ponja indray i Pety Rakotoniaina rehefa avy notsaraina omaly teny Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2019
Politique.Tolona ho an’ny tanindrazana Mbola manahy fanjanahana ny mpahay tantara

Afaka 2 andro dia hankalaza ny faha-72 taona nisian’ny “tolom-panafahana” nitranga ny 29 martsa 1947 isika izay nitakiana fahaleovantenan’ny firenena Malagasy tamin’izany fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2019
Politique.Fiainam-pirenena Manangasanga indray ny krizy…

Maro ireo olona nanohitra ny fitondrana nifanesy, indrindra tamin`ny fanjakana Hery Rajaonarimampianina. Raha ny zavatra hitan`ireo nahazo fahefana dia tretrika sy hiadana ary hilamina i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Martsa 2019
Politique.Fiainam-pirenena Manangasanga indray ny krizy…

Maro ireo olona nanohitra ny fitondrana nifanesy, indrindra tamin`ny fanjakana Hery Rajaonarimampianina. Raha ny zavatra hitan`ireo nahazo fahefana dia tretrika sy hiadana ary hilamina i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT