• Alatsinainy 08 Aprily 2019
Politique.Mahamaika sy ny laharam-pahamehana Tsy hain’ny fanjakana avahana

Mizotra nilamina ny fiainam-pirenena na dia efa manomboka miseho tsikelikely aza ireo fitarainana maro samihafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Politique.Praiminisitra Ntsay Christian Haverina haingana ny fandriampahalemana

Nijery ifotony ny olana mianjady amin’ny vahoaka Malagasy, indrindra amin’ny fisian’ny tsy fandriampahalemana, namonjy ny tany Ambatofinandrahana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aprily 2019
Politique.Distrikan’Antsalova Misy kandida mampitaraina mponina sahady

Efa mba azo iainana kely ny fandriampahalemana, izany hoe, nihena ny tahan’ny tsy fandriampahalemana raha oharina amin’ny tao anatin’ny 3 volana, hoy ny manampahefana iray ao amin’ny distrikan’Antsalova.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Politique.Kandidam-panjakana mandika lalàna Jamba tanteraka ny HCC sy ny CENI

Miharihary tanteraka ny endrika fiandanian’ny fanjakana foibe sy ny filoha amin’ny kandida depiote hatolotry ny vovonana tohanan’ny filoha ankehitriny Andry Rajoelina dia ny IRD,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Politique.Fadiranovana I Betioky Atsimo 20 000Ar ny ondry iray fa tsy voavidy

Mahantra ny vahoakan’i Betioky Atsimo ary tena kere ny olona. Lainga ny filazan’ny olona sasany fa mamiratra i Betioky, hoy Ramanjakamiadana Hery Jacques kandida solombavambahoaka atolotry ny antoko Tiako I Madagasikara any amin’ity distrika ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2019
Politique.Fitsipi-pitondran-tena mivahavaha Olona fototra eto Madagasikara

Anisan’ny fototry ny olana eto Madagasikara ny tsy fanarahan`ny Malagasy ny fitsipi-pitondran-tena.

Hamaky ny tohiny
FTT