• Alarobia 17 Aprily 2019
Politique.SeFaFi “Solombavambahoaka, inona marina no ilana azy ?”

Namoaka fanambarana ny Sehatra Fanaraha-Maso Ny Fiainam-Pirenena (SEFAFI) mahakasika ny anton`ny ilana solombavambahoaka. Amin’ny 27 mey ho avy izao, ny olom-pirenena dia hifidy depiote 151 amin’ny kandidà 803 samy hafa. Ny and. 68 ao amin’ny Lalàm-panorenana dia milaza fa « Ny Antenimieram-pirenena sy ny Antenimierandoholona no mandrafitra ny Antenimiera. Izy no mandany ny lalàna sy manara-maso ny asan’ny governemanta ary ny fanaovana tombana ny politikam-panjakana ».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aprily 2019
Politique.Fitantanana ny firenena Be loatra ny kitoatoa !

Matoa voasokajy ao anatin’ny firenena dimy mahantra indrindra eto ambonin’ny tany ny firenena dia misy zavatra tsy manjary ao, indrindra fa ny fomba fitantanana ny firenena. Mahantra ny 90% mahery amin’ny Malagasy, saingy tsy tokony hohararaotina amin’izany sy hatao tompon-trano mihono satria tsy an’ny mpitondra irery ity firenena ity. Sesilany ny kitoatoa sy ny kimaizimaizina ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aprily 2019
Politique.Ravalomanana sy ny TIM Maro ireo mbola mahatoky azy

Tamin’ny fomba makotrokotroka no nandraisan’ny vahoakan’i Betafo an’i Marc Ravalomanana, izay tonga tany an-toerana omaly. Tonga tany an-toerana nanolotra sy nampahafantatra tamin'ny fomba ofisialy ny kandida atolotry ny TIMK25 dia Razafindrakoto William José sy ny ekipany ny filoha nasionalin’ny antoko Tiako I Madagasikara. Vonona ny hiady ho an'ny tombontsoan'ny aty amin'ny faritra eny amin'ny antenimieram-pirenena izy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aprily 2019
Politique.Minisitry ny atitany Hanambitamby ben` ny tanàna ?

Hampivory ireo ben` ny tanàna ao Moramanga, Brickaville, Toamasina I sy II, ary Fenoarivo Atsinanana ny minisitry ny Atitany, Tianarivelo Razafimahefa, amin` ity herinandro ity. Delegasionina mahery ny telopolo no hanaraka azy amin`io diany io. Maro ireo lohahevitra ho dinihana mandritra izany fivoriana izany toy ny resaka volan` Ambatovy. Misy kaominina misitraka ny “ristourne” nefa be loatra ny fepetra arahina eo anivon`ny Ministeran` ny vola ka misy tsy mahazo ny sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Aprily 2019
Politique.Kandida Alain Ratsimbazafy -Atsimondrano Efa nahazo fiofanana manokana

Tokana ihany ny kandida solombavambahoaka hatolotry ny antoko Tiako I Madagasikara ho an’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano dia i Alain Ratsimbazafy, izay efa Ben’ny tanànan’Ambohijanaka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Aprily 2019
Politique.Lalàm-pirenena RN5A Tsapan-dRajoelina amin’izay ny fahorian’ny vahoaka

Hanomboka izany ny asa fanarenana ny fanamboarana ny lalàm-pirenena RN5A mampitohy an’Ambilobe-Vohémar mirefy 151km, izay vatsian’ny Sinoa vola mitentina 155 tapitrisa dolara.

Hamaky ny tohiny
FTT