- Zoma 19 Aprily 2019
Politique.Mahajanga Namelona ny afom-panantenan’ny vahoaka i Dada
Nitsidika an’i Mahajanga ny Rodoben'ny Mpanangana tarihan’i Marc Ravalomanana nanomboka omaly alakamisy. Fotoana iray hanaovana angaredona hahatrarana ny tanjona iombonana izy ity. Nanolotra ireo kandidan’ny TIM any amin'ity faritany ity ny filoha Marc Ravalomanana. Notsindriany manokana fa zava-dehibe ny kandida atolotry ny antoko satria dia misy ny fitsipiky sy ny toromarika avy amin'ny mpitarika ny antoko ho an'ireo mpikambana ao aminy, ary ankatoavina sy hajaina izany.
Hamaky ny tohiny
