• Alakamisy 11 Aprily 2019
Politique.Famadihana ny hetahetam-bahoaka ho lalàna Asa sarotra ho an’ireo te ho solombavambahoaka

Fanararaotan’ireo kandida ho depiote rehefa akaiky fifidianana toy izao ny mampanantena fanamboarana na fanatsarana fotodrafitrasa ao amin’ny distrika ilatsahany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2019
Politique.Emilien Ramboasalamana Nijery ifotony ny olan’Anosipatrana Atsinanana

Nidina ifotony nijery sy namaha ny olan’ny mponina ao amin’ny fokontany Anosipatrana Atsinanana, ny kandida laharana faha-4 ao amin’ny boriborintany faha-4, Emilien Ramboasalama.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2019
Politique.Randrianasolo Jean Nicolas - Betroka Tsy matahotra fandrahonana ary vonona hifanehatra amin’ny rehetra

Efa nambaran’ny Cenit foibe fa tsy misy kandidam-panjakana amin’ity fifidianana solombavambahoaka 2019 ity fa mitovy avokoa rehefa nirotsaka hofidiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2019
Politique.Kandida ho depiote TIM K 25 any Toliara Nanambara ampahibemaso teto Antananarivo fa tena kandida izy

Manoloana ny tsaho aely any Toliara II misy azy fa hoe tsy kandida amin’ny fifidianana ho solombavambahoaka amin’ity taona ity ny mpanakanto Mamada “Maherihita Sambatra” dia nanambara ampahibemaso tamin’ny famoriana mpanao gazety tetsy 67 ha teto

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aprily 2019
Politique.Marc Ravalomanana “Nandefitra aho ho fisorohana ny ra mandriaka”

Tsy mbola afaka miteny firy izao satria tsy tapitra tanteraka ilay 100 andro. Rehefa tapitra dia tena hiteny aho, ary manomboka eo ihany koa ny fampielezan-kevitra ka ho avy aho,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aprily 2019
Politique.Fanjakana manao bemarenina Ho taona fotsy ny eny Ankatso…

Efa efatra herinandro tsy nisy mpihaino sy mpiraharaha ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka mpampianatra na ny SECES. Mikatso tanteraka ny anjerimanontolon’Antananarivo. Nihamafy ny fampikatsoana ny asa fampianarana omaly satria nikatona ny oniversiten’Ankatso, ENS Ampefiloha, Politeknika Vontovorona.

Hamaky ny tohiny
FTT