- Talata 30 Aprily 2019
Politique.Andry Rajoelina Manonofy be loatra ?
Ho avy ny fanampiana ara-bola avy amin’ny Banky iraisam-pirenena, ary dia efa nirarakopana ny fampanantenana nataon’ny filoha fa hanao asa maro.
Hamaky ny tohinyHo avy ny fanampiana ara-bola avy amin’ny Banky iraisam-pirenena, ary dia efa nirarakopana ny fampanantenana nataon’ny filoha fa hanao asa maro.
Hamaky ny tohinyTonga omaly alatsinainy 29 aprily maraina tokony ho tamin’ny 5 ora teny Ivato ireo "palettes" 252 misy ireo antontan-taratasin-datsabato hampiasaina amin'ny fifidianana solombavambahoaka izay natonta tany Afrika Atsimo.
Hamaky ny tohinyMiresaka fitsinjaram-pahefana ny fitondrana ankehitriny. Tsikaritra aloha fa tsy mahafehy izany ny fanjakana.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana manokana mikasika ny fitakiana ny famoahana an'i Pety Rakotoniaina Atoa Razafisambatra Louis De Mon Désir, tera-tany malagasy, mpampianatra mpikaroka ao amin’ny Oniversite Sorbonne, any Paris.
Hamaky ny tohinyAnisan’ireo mpanakanto malaza nandray anjara mavitrika tamin’ny fampandaniana ny kandida ho filoham-pirenena farany teo, Marc Ravalomanana, i Mananjara Hortensia na Tence Mena.
Hamaky ny tohinyMbola nanamafy indray i Marc Ravalomanana tany Andramasina omaly fa tsy azo atao amboletra ny fanovana ny lalàmpanorenana. Ny fitsapan-kevi-bahoaka dia mangataka ny hevitry ny vahoaka no dikany hoe: Eny sa Tsia, hoy izy.
Hamaky ny tohiny