Politique

Artista sy filatsahana solombavambahoaka Aleo miomana, hoy i Tence Mena


  • Talata 30 Aprily 2019

Anisan’ireo mpanakanto malaza nandray anjara mavitrika tamin’ny fampandaniana ny kandida ho filoham-pirenena farany teo, Marc Ravalomanana, i Mananjara Hortensia na Tence Mena.

 

 

 Nalaza hirotsaka solombavambahoaka tamin’ity ihany koa ny tenany ary nilaza fa saika hanao izany tokoa. Rehefa nandinika anefa izy dia resy lahatra fa aleo amin’ny 5 taona manaraka satria fanamby na « engagement » amin’ny vahoaka, hoy izy, no atao ka aleo miomana. Mikasika ny mozika kosa dia taorian’ny “Tsisy Adversera ” dia hira milamina manaraka miainga any indray ny « Fahavalom-pitiavana ny fitsarana ». Mahita ity mpanakanto ity fa misy fivoarana be ny tontolon’ny mozika eto Madagasikara na resaka feo na rakitsary. Ho lasa lavitra isika, hoy izy, raha tsara tohana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT