- Alakamisy 02 Mey 2019
Politique.Elysée Ratsiraka “Tsy mitombina ny fanenjehana ahy”
Nivoaka tamin’ny fahanginany ny Ben’ny tanànan’ny kaominina ambonivohitr’i Toamasina Atoa Elysée Ratsiraka manoloana ny fitorian’ny prefektioran’i Toamasina azy ho nanao “abandon de poste” nefa tsy nanao famindram-pahefana tamin’olon-kafa sady tsy naka mpisolo toerana.
Hamaky ny tohiny