• Zoma 03 Mey 2019
Politique.Fifidianana solombavambahoaka Efa misy zavatra tsy mandeha sahady

Efa misy zavatra tsy mandeha sahady ny fiatrehana ny fifidianana solombavambahoaka hotanterahina amin’ny 27 mey ho avy io, hoy Rasamson Naina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Mey 2019
Politique.Josè Andrianoelison « Manana trosa miavosa ny Malagasy »

Kandidà nisedra safidim-bahoaka, naneho hevitra tamin`ny famoahana voka-pifidianana voalohany ka nangingina taorian`izay, i Jose Andrianoelison na Josè Kely.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Mey 2019
Politique.Fitsinjaram-pahefana Vonona hanao izany marina ve ny fitondrana ?

Raha ny fahitan` ny olona ny tatitra nataon` ny Filoha Rajoelina momba ny 100 andro nitondrany dia miresaka ny hoavy fa tsy mbola miresaka ny lasa izay mampiseho fa mbola tsy afa-po amin`ny zava efa vitany tao anatin` izay 100 andro izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Mey 2019
Politique.Hery Gasy Manankasina “Hanantanteraka izay voasonia izahay”

Tonga tetsy anivon’ny CFM etsy Ampefiloha ny talata 30 aprily teo ny kandida ho depiote laharana faha 3 ao amin’ny boriborintany voalohany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Mey 2019
Politique.Tale kabinetran’ny Filoha Nametra-pialana fa nolavin-dRajoelina ?

Tsy milamina loatra ny mpitondra fanjakana fa somary mikorontana, raha dinihina ny zava-misy amin’izao fotoana. Raha ny siosio sy ny loharanom-baovao tsy ofisialy azo mantsy, nametra-pialana ny tale kabinetran’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina noho ny olana maro sedrain’ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Mey 2019
Politique.Antoko Teza Miisa 4 ny fahotana mahafatin-dRajoelina

Nandefa taratasy misokatra ho an’ny fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara na FFKM omaly alarobia 1 mey ny avy eo anivon’ny antoko politika Teza.

Hamaky ny tohiny
FTT