• Alatsinainy 06 Mey 2019
Politique.Propagandin’ny fifidianana depiote Mifanotona amin’ny Ramadany

Anio alatsinainy 6 mey 2019 amin’ny 6 ora maraina no hanomboka ny fampielezan-kevitra ho amin’ny fifidianana ho solombavambahoaka hotontosaina ny 27 mey izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Politique.Fampielezan-kevitra Hafana ny tontolo politika…

Hiatrika ny fampielezan-kevitra amin`ny fifidianana solombavambahoaka izay hatao ny 27 mey ho avy izao ireo kandidà depiote miisa 803.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Politique.Fiatrehana fifidianana Teboka maro no tsara ho fantatra…

Higadona anio ny andro hanaovana fampielezan-kevitra. Tanjona ny hitaomana ny olona mba hifidy izay ho kandidà depiote, hoy i Thierry Rakotonarivo filoha lefitry ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Politique.Marc Ravalomanana "Sahia mamotsipotsitra ny lainga..."

Natolotra tamin’ny fomba ofisialy sy nentina am-bavaka tetsy amin’ny Kianjan’Ambohijatovo ny sabotsy 4 mey lasa teo ireo Kandida rehetra avy amin’ny antoko TIM.K25, tarihin’i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Politique.Propagandin’ny fifidianana depiote Mifanotona amin’ny Ramadany

Anio alatsinainy 6 mey 2019 amin’ny 6 ora maraina no hanomboka ny fampielezan-kevitra ho amin’ny fifidianana ho solombavambahoaka hotontosaina ny 27 mey izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Politique.Manangana Madagasikara vaovao “Tsy maika noho ny fijerena vahoaka noana ny fananganana Oniversite.”

Isan’ireo fikasana goavana maha maika ny filoham-pirenena ankehitriny, Andry Rajoelina, hanitsy ny lalam-panorenana ny mba hahafahany mandrava ny antenimieran-doholona.

Hamaky ny tohiny
FTT