- Alatsinainy 06 Mey 2019
Politique.Andry Rajoelina Fitahin’ireo manodidina azy…
Tsikaritra ho fitahan'ireo manodidina azy ny filoha ankehitriny Andry Rajoelina ary voailika ireo tena TGV sy MAPAR. Tafiditra an-dapa ny mpanao afera kanefa ny filoha milaza hoe hanadio sy hanao fitantanana mangarahara.
Hamaky ny tohiny
