• Talata 07 Mey 2019
Politique.Fanabeazana ny olom-pirenena Tena ilaina amin`izao fampielezan-kevitra izao

Lohalaharana ny fanabeazana ny olom-pirenena mandritra ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana sy amin’ny raharaham-pifidianana amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2019
Politique.Propagandin’ny fifidianana depiote Mifanotona amin’ny Ramadany

Omaly alatsinainy 6 mey 2019 no nanomboka ny fampielezan-kevitra ho amin’ny fifidianana ho solombavambahoaka hotontosaina ny 27 mey izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2019
Politique.Fifidianana solombavambahoaka “Fotoana hamaritan`ny vahoaka ny fiainany io”

“Ahoana ny hiainan’ny vahoaka Malagasy ny vanim-potoana vaovao amin`ny filoham-pirenena ? Tena mbola sahirana ny vahoaka ary tsy hita hoe aiza no tokony halehany ary iza no tokony hiahy azy”, hoy i Hanta Randriamandranto, mpanao politika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2019
Politique.Filoha Rajoelina Hisisika hampandany ny kandidàny

Maro ireo mpanao politika, mpanara-baovao, olom-pirenena no miandry izay ho vokatry ny fifidianana solombavambahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2019
Politique.Varin’ny BNGRC tao Toamasina Nalaina kandida depiote amboletra?

Nisy ny fampitam-baovao vonjimaika voaray, fa noraofina kandida depiote iray ny varin’ny sampan-draharaha misahana ny fitantanana ny loza voajanahary na ny BNGRC any Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2019
Politique.Fampielezan-kevitra Aoka isika hilamina, hoy ny polisim-pirenena

Ny Ceni no nanome alalana ireo kandida amin’ny fampielezan-kevitra saingy hanara-maso ny polisim-pirenena mba hitsinjovana ny mponina.

Hamaky ny tohiny
FTT