• Talata 21 Mey 2019
Politique.Fifidianana solombavambahoaka Nanome 474 tapitrisa ariary ny CENI i Japon

474 tapitrisa ariary ny tetibola natokan’ny fanjakana Japoney amin’ny tetikasa iray hanampiana ara-pitaovana ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) mba ho fanampiana azy amin’ny fikarakarana ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Politique.Firafitry ny Antenimieram-pirenena Ireo endrika 4 mety hitranga

Mbola baraingo ny mety ho endriky ny Antenimieram-pirenena aorian`ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Politique.Ramboasalama TIMK25 “Hanarina sy hanorina isika”

Nifamotoana tamin’ny vahoaka marobe teo amin’ny kianja Madera- Namontana ny kandidà Ramboasalama Emilien N°4 atolotry ny TIMK25 ao amin’ny boriboritany faha-4 ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Politique.Pasitera Rakotondrainy « Malagasy vaovao mira olomboafidy vaovao. »

Mba hahazoana malagasy vaovao dia tokony hiova ho vaovao ny olomboafidy, hoy ny pasitera misotro ronono, Rakotondrainy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Politique.Fiainam-pirenena Manome ohatra ratsy ny filoha

Nidina ifotony tamina toerana maromaro teto an-drenivohitra i Andry Rajoelina omaly. Niaraka tamina delegasionina maromaro, toy ny minisitry ny fanajariana ny tany Hajo Andrianainarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Politique.Hery Rajaonarimampianina Tavela irery…

Tsy ankitsitsy mihitsy hatramin’izay nijoroan’ity fitondrana vaovao ity ny fanenjehana ireo lazaina ho tsimatimanota.

Hamaky ny tohiny
FTT