• Talata 21 Mey 2019
Politique.Kandidà manohana an-dRajoelina Afaka mijery amin`ny maso tsy mitanila tokoa ve ?

Kandidàm-panjakana ve sa kandidà manohana fanjakana ? Raha ny hevitra lah. 5 tamin` ny 28 martsa 2019 navoakan` ny HCC dia milaza fa afaka mitondra ny anarana ny Filoham-pirenena ny fivondrona antoko politika. Antony, jerena ny lalàna mifehy ny fifidianana amin` ny ankapobeany lah. 2018-008 dia tsy nanohitra izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Politique.Mpitondra eto Madagasikara Tokony ho modely amin’ny fitsitsiana

Iaraha-mahita ny fahantrana lalina mianjady amin’ny firenena. Manoloana izany anefa dia mibaribary ihany koa ary hitan’ny maro ny filibana fandaniam-bola ataon’ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Politique.Ny tena asan’ny Depiote

Raha ny heno etsy sy eroa dia hoe mpandany lalàna sy mpanolotra lalàna no tena andrasana amin’ny solom-bavam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2019
Politique.Propagandy miha mafana Miantso fitoniana ny mpitandro ny filaminana

Nivory voalohany tetsy amin’ny toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary omaly ireo mpitandro ny filaminana maro isan-tsokajiny, notarihin’ny kaomandin’ny zandarimariam-pirenena ny jeneraly Andrianjanaka Njatoarisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Mey 2019
Politique.Hetraketraka ara-pifidianana Mpametaka afisina kandida voadaroka

Ny alin’ny sabotsy teo, tokony ho tamin’ny 10 ora alina no nisy nidaroka teny Andranoro ny mpametaka afisin’ny kandida tsy miankina iray ao amin’ny distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Mey 2019
Politique.Imbiky Herilaza “Politika mazava amin`izay no atao”

Hita tato ho ato fa tena miharatsy ny tontolo politika eto Madagasikara. Taorian`ny fanapahan-kevitra navoakan`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) mikasika ny Loholona Fernand Jeannot, avy amin`ny antoko TIM,

Hamaky ny tohiny
FTT