- Alakamisy 23 Mey 2019
Politique.Zo tsy azo henjehina Maika hahazo izany ny ankamaroan`ireo kandidà depiote
Amin’ny alatsinainy 27 mey ho avy izao, ny olom-pirenena dia hifidy solombavambahoaka 151 amin’ny kandidà 820. Hita ao daholo na ny indrakindrafana na ny tampohin-karena na ny mpanararao-paty…, hoy ny SeFaFi.
Hamaky ny tohiny
