• Zoma 24 Mey 2019
Politique.Kandida manana raharaham-pitsarana Tokony haato, hoy ny mpahay lalàna iraisampirenena

Ny mahagaga ahy amin’ny CENI, hoy ny mpahay lalàna iraisampirenena, Arlette Ramaroson, dia ity filazana hoe « présumé innocent » amin’ireo kandida ho solombavambahoaka manana raharaham-pitsarana ity.

Hamaky ny tohiny

Politique.Fifidianana ao Miandrivazo Misy kandidà mpiaro dahalo

Mampisavorovoro ary mety hiteraka korontana ao Miandrivazo ny fivoizan’ny kandidà iray ny tanjony hiaro ireo dahalo nampahory ny vahoaka an-taona maro tany an-toerana rehefa ho lany solombavambahoaka ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2019
Politique.Fifidianana depiote Tena mbola mahatoky ny TIM i Mahajanga

Fitsenana makotrokotroka no nandraisan’ny vahoakan’i Mahajanga an’i Marc Ravalomanana omaly takariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2019
Politique.« Collectif des candidats » Boriborintany faha-2 Namoaka fanambarana iombonana teny Tsiadana

Noho ny fisian’ny fikononkononana hitaterana olona avy amin’ny faritra ivelan’ny boriborintany faha-2 misy azy ireo ka kasaina hampifidianana ao amin’ity fari-pifidianana ity amin’ny andron’ny 27

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2019
Politique.Fitantanana an’i Madagasikara Didin’ny be sandry no manjaka

Manao izay tiany ny filoha sy ny ekipany ary tena be vava amin’ireo manakiana. Torio rehefa tsy faly, hoy ny sasany.

Hamaky ny tohiny
FTT