- Alatsinainy 20 Mey 2019
Politique.Kandida milaza tsy handray karama Lainga sy fitaka hakana fom-bahoaka…
Nambaran’i Andry Rajoelina tamin’ny fampielezan-kevitry ny fifidianana filoham-pirenena fa “tsy handray karama aho rehefa tonga eo amin’ny fitondrana, fa homeko hanasoavana ny vahoaka”.
Hamaky ny tohiny
