Politique

Zo tsy azo henjehina Maika hahazo izany ny ankamaroan`ireo kandidà depiote


  • Alakamisy 23 Mey 2019

Amin’ny alatsinainy 27 mey ho avy izao, ny olom-pirenena dia hifidy solombavambahoaka 151 amin’ny kandidà 820. Hita ao daholo na ny indrakindrafana na ny tampohin-karena na ny mpanararao-paty…, hoy ny SeFaFi.

 

 

 

 Ny ankamaroan`ireo kandidà dia voarohirohy amina afera maloto raha atao bango tokana. Maika hisitraka ny zo tsy azo henjehina (privilege de juridiction) fotsiny ve ireo kandidà ? Fahefana manokana omena ireo mpitondra fanjakana ambony na fahefana mpanatanteraka toy ny filoham-pirenena, lehibena andrimpanjakana, olom-boafidy na mpiasam-panjakana ambony izy io. Tsy midika akory fa tsy azo henjehina ara-pitsarana fa noho maha saropady ny asany dia amin`ny fomba manokana no ahafahana manenjika azy. Inona no tena mason-tsivana nandritra ny fandraisana ireo antontan-taratasim-pifidianana ? “Ny fitsarana dia efa niteny fa tokony hasiana mason-tsivana ny fanekena antontan-taratasy firotsahan-kofidiana. Anisany ny fahadiovana ara-pitsarana”, hoy i Imbiky Herilaza. Ahoana no hirosoana any amin`ny fifidianana nefa ny 50%-n`ireo kandidà no tsy manana fahatsiarovan-tena ? Tsy voajery ireo voarohirohy ara etika sy moraly. Io no tokony hitondrana azy satria ny depiote dia tokony ho fitaratra.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT