- Talata 28 Mey 2019
Politique.ONG SAFIDY Tena ambany ny taham-pandraisana anjara
Amin’ny ankapobeny, ny fepetra sy ny fombafombam-pifidianana dia voahaja. Isan’ny toe-javatra nampalahelo anefa raha ny fahitan’i SAFIDY azy,
Hamaky ny tohinyAmin’ny ankapobeny, ny fepetra sy ny fombafombam-pifidianana dia voahaja. Isan’ny toe-javatra nampalahelo anefa raha ny fahitan’i SAFIDY azy,
Hamaky ny tohiny“Raharaham-pirenena, aleo ho an`ny firenena fa tsy hatambatra amin`ny zavatra hafa”, hoy ny mpandrindra ny antoko DINIKE any amin`ny distrika Arivonimamo, Martial Randrianarison manoloana ny fampielezan-kevitra ataon`ny filoham-pirenena.
Hamaky ny tohinyNatao resabe ny politikan’ny fitsitsiana, nahena ny isan’ny minisitera, roahina ny mpiasa tsy raikitra, roahina ireo mpiasa sasany niditra tamin’ny andron’ny fanjakana teo aloha,…
Hamaky ny tohinyMazava ny fihetsik’i Andry Rajoelina mitety faritra io fa mila mahazo ny maro an’isa ao Tsimbazaza izy.
Hamaky ny tohinyNoraisina tao anatin’ny filankevitry ny minisitra ny 22 mey teo tany Antsiranana ny didy hitsivolana manova andininy sasany ao amin’ny lalàna laharana 2015-007 tamin’ny 3 martsa 2015
Hamaky ny tohinyFifidianana manakaiky vahoaka io, ary ny depiote ny dia hisolotena sy hitondra ny hetahetan’ny vahoaka eny amin’ny antenimiera.
Hamaky ny tohiny