• Talata 02 Jolay 2019
Politique.Onitiana Realy Nampitandrina an-dRajoelina amin’ireo mpisolelaka

Hita hoe manana finiavana hanao zavatra ny filoha Andry Rajoelina ary tokony hahavita asa saingy misy teboka vitsivitsy tokony hotandremany, hoy Rtoa Onitiana Realy halina tao amin’ny fahitalavitra Real TV, izay izy moa no lehibeny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Politique.Voka-pifidianana solombavambahoaka Fitsapana manaraka indray ho an`ny HCC

Ho fantatra anio talata 02 jolay amin`ny 4 ora tolakandro ireo depiote 151 hiakatra ny lapan`i Tsimbazaza hisolovava ny vahoaka mandritra ny dimy taona manaraka indray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Politique.Barean’i Madagasikara Atao fitaovana politika…

Reharehantsika Malagasy ny Barean’i Madagasikara, izay tena namiratra ao anatin’ny CAN 2019 amin’izao fotoana izao. Tsara ary mendri-piderana ny fanohanana ataon’ny sokajin’olona rehetra na mpanao politika na olom-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Politique.Fifandimbiasam-pahefana tao anatin’ny 5 taona Feno ratra sy faty olona

Tao anatin’ny fianianan’ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, teo Mahamasina ny 25 janoary 2014 no nanomboka ny fisiana faty olona maro sy ratra toy izay niseho teo amin’ity kianjabe ity indray ny 26 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
Politique.Harena azo amin`ny tsy ara-dalàna Ho avy amin’izay ny fanagiazana

Hofaritana tsy ho ela ny foibe hitantana ny resaka fanagiazana ny harena azo amin`ny tsy ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Jolay 2019
Politique.Ben’ny tanànan’i Mahajanga I Mokhtar Tsy mampihatra didim-pitsarana fa akaiky ny Filoha ?

Nisy fandroahana mpiasa tao amin’ny Kaominina Ambonivohitr’I Mahajanga nataon’ny Ben’ny tanàna Atoa Mokktar Salim Andriatomanga.

Hamaky ny tohiny
FTT