• Alarobia 03 Jolay 2019
Politique.Filohan’ny Antenimieram-pirenena Hatao andrankandrana indray ve ?

Mitodika eny amin`ny Antenimieram-pirenena amin`izay izao ny mason`ireo mpanara-baovao. Hivory voalohany ireo solombavambahoaka vao voafidy ny talata 16 jolay ho avy izao, indrindra eo amin`ny fananganana ny birao sy ny vaomiera.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Politique.PM Ntsay Christian Lasa malok’endrika lava

Tsikaritra ho malomakaloka endrika ny praiminisitra Ntsay Christian tato ho ato ary toa miady irery ao anatin’ny fanjakana ao. Fantatra anefa fa salama tsara tsy marofy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Politique.Ravalomanana sy ny TIM Nijoro ho mpanohitra ofisialy

Ofisialy ny maha antoko mpanohitra ny Antoko Tiako i Madagasikara (TIM). Tafapetraka omaly maraina teny amin’ny minisiteran’ny atitany ny taratasy ofisialy nosoniavin’ny filoha nasionalin’ny Antoko Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Politique.Nananatra ny filohan'ny HCC "Manetre tena, mihainoa ny vahoaka..."

Tsy niova firy tamin’ny voka-pifidianana navoakan’ny CENI ny vokatra ofisialy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Politique.Valim-pifidianana solombavambahoaka Biraom-pifidianana vitsy nofoanana ny vokatra

Nisy ny fijeren’ny HCC ny fitoriana miisa 684 ny 29 mey ka hatramin’ny 18 jona 2019 raha ny nambara, saingy vitsivitsy ihany no tena nandraisana fanapahan-kevitra rehefa tena dinihina. Tsy nampiova firy ny vokatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Politique.Antoko TIM Nahatafiditra solombavambahoaka 16

Nahatafiditra solombavambahoaka miisa 16 ny avy amin’ny Antoko Tiako I Madagasikara na ny TIM tamin’iny fifidianana solombavambahoaka iny, araka ny vokatra ofisialy navoakan’ny HCC omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT