• Alakamisy 04 Jolay 2019
Politique.Minisitra Hajo sy Depiote Raholdina Vaky tanteraka ny ady ?

Ny maika aminay izao dia ny fanovana ny mpikamban’ny governemanta satria misy rahateo ny tombana nambaran’ny filoha fa hatao ao anatin’ny enim-bolana, hoy ny venti-kevitry ny fanambaran’ny depiote voafidy teny amin’ny Boriborintany faha-5

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jolay 2019
Politique.Depiote vaovao Hahay hitsitsy ve sa hidongy tombotsoa indray

Nivoaka iny ny vokatra ofisialin` ny fifidianana solombavambahoaka ka mazava be ny maro an` isa ho an` ny Fitondram-panjakana entin` ny Filoha Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jolay 2019
Politique.Marc Ravalomanana “Voahosihosy ny fahamarinana…”

Nentina am-bavaka mba hijoro marina hiaro sy hihevitra ary hijery izay hahasoa ny vahoaka Malagasy amin’ny tolo-kevitra sy fampandaniana ny lalàna hataony ireo depiote TIM 16 vao lany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jolay 2019
Politique.Adihevitra eny Tsimbazaza Tena hifampitady ny IRD sy ny TIM

Ny antoko TIM dia nandray ny toeran`ny mpanohitra tamin`ny fomba ofisialy araka ny fanambarana nataon`izy ireo teny amin`ny minisiteran`ny atitany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jolay 2019
Politique.Fiatrehana ny fifidianana ben`ny tanàna Maro ny zavatra mila alamina

Miisa 1695 ireo kaominina maneran ny nosy, noho izany ben`ny tanàna 1695 no hofidiana miampy mpanolotsaina kaominaly izay samy manana ny isany arakaraka ny isan`ny mponina ao amin`ny kaominina iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jolay 2019
Politique.Fiainam-pirenena Tsy taitra amin`ny politika intsony ny olona

Tsy nampiova ny vokatra navoakan`ny CENI ireo fitoriana nataon`ireo kandidà solombavambahoaka maro teo anivon`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC).

Hamaky ny tohiny
FTT