- Alatsinainy 01 Jolay 2019
Politique.Andry Rajoelina Tsy nanome fanenan-tsazy sy famotsoran-keloka…
Toa tsy nisy ny kabarin’ny filoham-pirenena ho an’ny Malagasy fanao isaky ny fetim-pirenena.
Hamaky ny tohinyToa tsy nisy ny kabarin’ny filoham-pirenena ho an’ny Malagasy fanao isaky ny fetim-pirenena.
Hamaky ny tohinyManomboka mifoha indray ny karazana fifanolanana sy fampibaribariana fa tena nisy ny hosoka na fandikan-dalàna ny fifidianana, toy ny tao Mampikony.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fangatahan’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny minisiteran’ny Atitany, dia nandray fanapahan-kevitra momba fanatanterahana ny fifidianana ben’ny tanàna sy ny mpanolotsaina monisipaly ny avy amin’ny Vaomiera miantsoroka ny fifidianana na ny CENI.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fankalazana ny tsingerintaona faha-59 niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara, miakatra ny feo avy any amin’ny faritra amin’ny fihetsika ataon’ireo solontenam-panjakana sasany sy ireo mpanao politika mpomba ny fitondrana amin’ny tsindry ataon’izy ireo.
Hamaky ny tohinyTsy olana ny miara-mitantana amin’ny frantsay ireo nosy manodidina, hoy ny mpahay toekarena, Jean Jacques Ratsietison, ary aleo aza miara-miasa aminy toy izay firenen-kafa. Mila samy mahazo fotsiny na “gagnant gagnant”.
Hamaky ny tohinyNy fetim-pirenena dia midika fa tsy ambany ziogan’ny mpanjanatany intsony isika, hoy ny sekretera nasionalin’ny antoko politika ABA, Dany Rakotoson.
Hamaky ny tohiny