• Alakamisy 27 Jona 2019
Politique.FAZSOI nanao matso tao Mahamasina Fisehon`ny tsindry ara-tafiky ny Frantsay

Ny FAZSOI (Forces Armées de la Zone Sud de l`Ocean Indien), izay andian-tafika frantsay aty amin`ny Faritra atsimon`ny Ranomasimbe indianina dia nandray anjara tamin`ny matso lehibe teo Mahamasina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Politique.Lanonana teny Mahamasina Sambany tsy noraisina ben’ny tanàna ny filoha

Nahariharin’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny tsy fiarahany miasa amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Politique.Marc Ravalomanana Nirary soa ny Malagasy tsy an-kanavaka

Niarahaba ny Malagasy mpiray tanindrazana rehetra na ny eto an-toerana na ny any ivelany i Marc Ravalomanana mivady omaly noho ny fitsingerenan’ny faha-59 taona nahazoana ny fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Politique.Filohan’ny antoko Natiora « Nofohazin’ny Barea ny fitiavan-tanindrazana »

Mpanao politika ny tena, hoy ny filohan’ny antoko Natiora, Mihari-Ni-Rencho, izany hoe, mijery ny fiarahamonina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jona 2019
Politique.Maire Bonnie Alakamisy Fenoarivo Mivonona hirotsaka ho ben’ny tanàna indray

« Ny Kaominina amin’izao dia manana fahaizan-manao kokoa ny ben’ny tanàna sy ny ekipany ka natao haminavina ho an’ny taranaka”, hoy Andrianaivo Rakotobe Jean Christian na Maire Bonnie eny Alakamisy Fenoarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jona 2019
Politique.Raopilanina 5, angidimby 4, fiara 134… Novidiana tamin’ny vola avy aiza ?

Zary efa maty izany tafika ana habakabaka Malagasy izany satria tena tsy misy fitaovana intsony.

Hamaky ny tohiny
FTT